HITADY MARI-PAHAIZANA
Ity fitaovana ity dia ahafahanao manamarina raha toa ka manana “arrêté d’équivalence administrative” avy amin’ny CNEAT ny mari-pahaizanao.
Valiny fikarohana
Miseho eto ny valin'ny fikarohanao.
Raha toa ka manana “équivalence administrative” ny mari-pahaizanao dia miseho eto amin'ity faritra ity ny antontan-taratasy ilaina rehetra.
LIreo antontan-taratasy fanampiny ilaina ankoatry ny antontan-taratasy iraisana dia haseho ato amin'ity ampahany ity ihany koa.
Fanamarihana
Raha mieritreritra ianao fa nisy fahadisoana teo amin'ny fitadiavana ny “équivalence administrative” ho an’ny sampam-pianarana nataonao, aza misalasala mifandray aminay amin’ny alalan’ity rohy ity.